|
|
|
|

Teny iditra 1  manasavorovoro
Fototeny  2 savorovoro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manasaritaka, mampikorontana, mampisafotofoto, manasafotofoto: Manasavorovoro kofehy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to entangle, to put in disorder [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 embrouiller, mettre en désordre [1.8]
Ohatra  11  Ny hafetsen-dratsin'ny mpanao politika' dia ny fahaizany manasavorovoro ao an-tsain'ny vahoaka ireo karazan-javatra roa mahazo miova sy tsy mahazo miova ireo : Izahay no tanindrazana! [2.503#]
Tovy hevitra  12 manavorovoro

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22