|
|
|
|

Teny iditra 1  manasazy
Fototeny  2 sazy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manome sazy (na vola izany na zavatra mampangirifiry ny vatana, na fitanana am-ponja) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to impose a fine on, to punish [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 punir d'une amende, punir [1.8]
Ohatra  11  na inona na inona no fanahy nataonareo, Ranavalomanjaka tsy manasazy anareo, tsy manangona ny fanana-nareo, fa izay harenareo rehetra ento mody any amin' ny taninareo. [2.366#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20