Teny iditra manaselatra (selatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampandalo zavatra haingana dia haingana eo anoloan' olona
Mampanjopiaka, mampamirapiratra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manaselatra
Ny lasa : nanaselatra
Ny hoavy : hanaselatra
Filaza mandidy : manaselara

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20