| Teny iditra | 1 manasitrika |
| Fototeny | 2 sitrika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mandentika: Manasitrika ao anaty rano
9 Manafina: Manasitri-bola 10 Mandevina: Amin' ny telo no hanasitrika ny razana izahay [1.1] |
| Tovy hevitra | 11 manitrika |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|