Teny iditra manasola (sola)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manaratra ny loba; manala ny volo amin' ny lohan' ny biby na vorona; manesotra ny tendron-javatra iray [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manasola
Ny lasa : nanasola
Ny hoavy : hanasola

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20