Teny iditra manasolila (solila)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manatsaka na manasolatra riranjavatra hanjary misompirana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manasolila
Ny lasa : nanasolila
Ny hoavy : hanasolila

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20