Teny iditra manataborobaka (taborobaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandoaka tanteraka, maninteraka, managorobaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manataborobaka
Ny lasa : nanataborobaka
Ny hoavy : hanataborobaka
Filaza mandidy : manataborobàha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05