Teny iditra |
manataka
(tataka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandrovitra na mandidy manaraka ny lavany Manisy loaka na banga na tatatra handehanan' ny rano (fiteny somary baranahiny) Mampahantra, mambotry [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To slit open [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Fendre, déchirer; faire une ouverture [1.8]
|
Ohatra | Fanaony koa, hono, ny manataka ny kibon'ny vehivavy bevohoka mba hijereny ny zaza ao an-kibo!
[2.508]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manataka |
Ny lasa : |
nanataka |
Ny hoavy : |
hanataka |
Filaza mandidy : |
manataha |
|
|