|
|
|
|

Teny iditra 1  manatankina
Fototeny  2 tankina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mandritra, mahatonga ho tankina: Tsy misy na inona na inona afaka hanatankina ny fantsakanay any Fanambinantsoa [1.1]

Fivaditsoratra  8 manakintana, manatankina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20