|
|
|
|

Teny iditra 1  manatantavana
Fototeny  2 tantavana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mampandalo rano na zavatra hafa amin' ny tantavana na amin' ny lamba; manasivana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to filter, to strain liquids [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 filtrer un liquide [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20