Teny iditra manatapika (tapika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manapaika zavatra eny an-tanan' olona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatapika
Ny lasa : nanatapika
Ny hoavy : hanatapika

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20