|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  manato
Fototeny  2 nato
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandoko mena amin' ny hoditry ny nato [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to dye [1.2]

Teny iditra (2/3) 10  mañato
Fototeny  11 ato
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 [Antesaka] manatona [1.78]

Teny iditra (3/3) 14  manato
Fototeny  15 to
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  17 [Tanosy] manamarina [1.78]

Fivaditsoratra  18 amonta, 19 antoma, mañato, manato, 20 manotà, manota, mañota, 21 matona, 22 tamano

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19