Teny iditra manatrabaka (trabaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandentika zava-maranitra lalina ao anaty nofo na zavatra malemy hafa; manindrona higorobaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatrabaka
Ny lasa : nanatrabaka
Ny hoavy : hanatrabaka
Filaza mandidy : manatrabaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20