Teny iditra manatsahatra (tsahatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampijanona (ny fampiasa matetika anefa dia ny hoe: "Mampitsahatra") [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatsahatra
Ny lasa : nanatsahatra
Ny hoavy : hanatsahatra
Filaza mandidy : manatsahara

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05