|
|
|
|

Teny iditra 1  manatsatso
Fototeny  2 tsatso
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampihena, mampahalefy tsiro; manampo-drano: Nisy nanatsatso itỳ ro itỳ
9 Mandefy, mahalefy: Vao mainka nanatsàtso ny lahateniny ireo haingonteny be loatra nampiasainy
10 Manakiana, milaza fa ratsy: Be no nanatsatso ny kabary nataony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20