|
|
|
|

Teny iditra 1  manatsefaka
Fototeny  2 tsefaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamaky, mampitriatra (fa ny fampiasa matetika dia ny hoe: "mampitsefaka"): Nanatsefaka (nampitsefaka) ny rindrina ilay rambondanitra nandalo anikeheo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20