Teny iditra | manatsefotra (tsefotra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manapoaka vanja amin' ny olona, mande fa rivotra na rano avy ao anaty zavatra ka mipoaka ny fivoahan' izany rivotra na rano izany [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Faire éclater de la poudre, faire sortir avec bruit le vent qui remplit une vessie [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |