Teny iditra manatsingatotra (tsingatotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamotraka (olona na zavatra) ka miainga ny ilany vao mianjera; mandavo (zavatra) ka mitsingidina mankany an-damosina no fidabony [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatsingatotra
Ny lasa : nanatsingatotra
Ny hoavy : hanatsingatotra
Filaza mandidy : manatsingatora

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20