| Teny iditra | 1 manatsofoka |
| Fototeny | 2 tsofoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mampiditra ao anatin' ny...: Manatsofoka ny tanany ao anaty vatasarihana i Paoly mba haka ny pensiliny
[1.1] 9 mampiditra [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 introduire
[1.13] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|