Teny iditra | 1 manatsofoka (tsofoka) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Mampiditra ao anatin' ny...: Manatsofoka ny tanany ao anaty vatasarihana i Paoly mba haka ny pensiliny [1.1] 4 Mampiditra [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 Introduire [1.13] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |