Teny iditra manatsororòka (tsororòka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandefa hidina mahitsy mankamin'ny ambany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatsororòka
Ny lasa : nanatsororòka
Ny hoavy : hanatsororòka
Filaza mandidy : manatsororoha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20