|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mañava
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 [Mahafaly] manala [1.78]

Teny iditra (2/3) 4  manava
Sokajin-teny  5  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6 [Antesaka] manadio, mitantavana [1.78]

Teny iditra (3/3) 7  manava
Sokajin-teny  8  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  12 [Antesaka] mitanika (toy ny manao toaka) [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  13 [Antesaka] distiller [1.78]

Fivaditsoratra  manava, mañava, 14 mavana, Mavana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19