| Teny iditra | 1 manavao |
| Fototeny | 2 vao |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manolo hafa: Manavao mpiasa, hono, io tranombarotra io
9 Manamboatra ho tonga tahaka ny vaovao: Nahay izay nanavao ity trano itỳ 10 Mamerina indray: Tsy nety nanavao ilay fanekena intsony Rakoto 11 Mampikaviavia (...) satria voalohany: Manavao ahy ny mampianatra [1.1] |
| Ohatra |
12 Ankehitriny ny Fiangonana dia manavao ny fiarovany ny fianakaviana.
[1.369#]
13 Izaho no manavao tany kely angaha, tamin' ny hatsiaka, ka somary seriserena kely teo ho eo. [2.332#] |
| Fivaditsoratra | 14 manaova, manavao, 15 manoava, 16 mavoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|