|
|
|
|

Teny iditra 1  manavatsava
Fototeny  2 tsavatsava
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy mandeha amin' ny tena lalana famanapatapaka manao hitsin-dalana hatraiza hatraiza; mandeha amin' ny toerana tsy misy sori-dalana masaka: Efa maika izahay ka nanavatsava eran' ny tampon-tanety [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20