|
|
|
|

Teny iditra 1  manavika
Fototeny  2 savika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Misarangotra (fiteny amin' ny vahy misarangotra amin' ny hazo) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 S’accrocher à un arbre, comme les lianes [1.3#591]
10 être entortillé de façon passive, par quelqu'un [1.196]

Fivaditsoratra  manavika, 11 manivaka, 12 mivakana, mivakàna, 13 mivanàka, mivanakà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19