|
|
|
|

Teny iditra 1  manavina
Fototeny  2 avina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandeha mamonjy raharaha; manontany zavatra tiana ho fantatra na hofotorana; mandeha mankany ifotony mba hijery akaiky: Lasa nanavin-draharaha' any ambonivohitra izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to go to inquire into; to renew an enquiry or search; to call on for the purpose of an enquiry. [1.2]
Ohatra  10  Tonga manavina any aminy matetika Rajohnson, ka manontany izay fara-heviny, nefa tsy hita hantenaina, tsy Iasa hafoy, fa andrasan-dava izao. [2.285#]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manavina

Fivaditsoratra  12 mañavañy, manavina, 13 manivana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20