|
|
|
|

Teny iditra 1  manavitsy
Fototeny  2 vitsy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampihena isa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to reduce in number [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 réduire en nombre [1.8]
Ohatra  11  fa samy misy làlan-drazana hiany avokoa isam-bohitra, fa izany no tokony tsy hahaketraka ny mpiasa, ary mampiasa ny malaina, sy manavitsy ny mpangalatra [0]
Tsipelina hafa  12 mamitsy

Fivaditsoratra  manavitsy, 13 matsivina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22