|
|
|
|

Teny iditra 1  mandadilady
Fototeny  2 ladilady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fitokoavana  7  [2.928]
Ohatra  8  Raha azoko izany, ataoko mandadilady amin' ny tany. [2.472#25]
9  Aiza izaho mandadilady ity ve no ho zary hanana elatra hanidina, sady ho tonga tsara tarehy? [2.332#84]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21