Teny iditra mandadina (dadina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamatotra, manakambana: Mandadina volotsangana
Mandady ka manodidina, mamaditra: Mandadina amin' ny hazo ny vahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To twist, to wreathe, to entwine, to tie [1.2]
Ohatra ny vahy sy ny havoatra miantsampy mandadina amin' ny hazo, ny oviala sy ny anatsongan' ala; [2.587]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandadina
Ny lasa : nandadina
Ny hoavy : handadina
Filaza mandidy : mandadima
Kamban-teny 

Teny iditra mandadina
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Mihanika [1.78]

Teny iditra mandadina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (de ladina : tige rampante). Malzac orthographie mandadiana et ajoute : « nom d'une plante rampante » : Ludwigia prostrata Roxb. (Onagraceae) d'après Perrier de la Bâthie dans le Flore de Madagascar, Onagraceae (1950) p. 9-10. Petite herbe commune du bord des rizières et étangs. C'est par erreur que Decary l'a identifiée à Ludwigia jussiaeoides Lam., grande herbe annuelle érigée. [1.196]
Anarana siantifika Ludwigia prostrata
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20