|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mandadina (dadina)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Mamatotra, manakambana: Mandadina volotsangana [1.1]
4  Mandady ka manodidina, mamaditra: Mandadina amin' ny hazo ny vahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  To twist, to wreathe, to entwine, to tie [1.2]
Ohatra  6  ny vahy sy ny havoatra miantsampy mandadina amin' ny hazo, ny oviala sy ny anatsongan' ala; [2.587#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)13  mandadina
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15  Mihanika [1.78]

Teny iditra (3/3)16  mandadina
Sokajin-teny  17  anarana
Voambolana  18  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  19  (de ladina : tige rampante). Malzac orthographie mandadiana et ajoute : « nom d'une plante rampante » : Ludwigia prostrata Roxb. (Onagraceae) d'après Perrier de la Bâthie dans le Flore de Madagascar, Onagraceae (1950) p. 9-10. Petite herbe commune du bord des rizières et étangs. C'est par erreur que Decary l'a identifiée à Ludwigia jussiaeoides Lam., grande herbe annuelle érigée. [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20