|
|
|
|

Teny iditra 1  mandafatra
Fototeny  2 lafatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manohitra, mamely, mandatsaka ao anelanelan' ny loza roa
9 Mampikatroka, mampikasokasoka: Aza mandafatra amiko ny tongotrao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 graduer [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20