| Teny iditra | 1 mandafo |
| Fototeny | 2 lafo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 [Sihanaka] mivarotra
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to resell what one has just bought. to act as sales intermediary
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 revendre ce qu'on vient d'acheter; être agent de vente
[1.8] |
| Ohatra |
10 amin' izay, raha mandafo zavatra latsaka noho ny mason-karena izy dia milaza fa maty antoka ary mandraiki-dresy.
[2.436#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|