| Teny iditra | 1 mandahateny |
| Fototeny | 2 lahateny |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to make a speech
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 donner un discours
[1.8] |
| Ohatra |
9 Diniho ny fahaiza-mandahateny eto.
[2.285#]
10 Niseho ny mpanan-talenta amin'ny fahaiza-mandahateny. [2.606#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|