|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mandahilahy
Fototeny  2 lahilahy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitso-drano, mirary soa ny zaza atao hasoavana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to use the expression lahilahy [1.2]
Ohatra  10  Mandritra izany kosa ireo mpitondra lefona sy ampinga dia mihira sy mandahilahy eo amoron-drano ka manao hoe: "Lahy! [2.436#]

Teny iditra (2/2) 11  mandahilahy
Fototeny  12 lahilahy
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  18 [Provincial] In the provinces, to circumcise. [1.2]
Voambolana  19  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20