|
|
|
|

Teny iditra 1  mandaina
Fototeny  2 daina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mikapoka, mamely, manavokavoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to smite, to beat, to flog (imperative not used) [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 frapper, battre (impératif: mandaina) [1.3]

Fivaditsoratra  10 amandina, 11 andamina, 12 mañadina, manadina, manadìna, mandaina, 13 mandania, 14 mandiaña

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19