| Teny iditra | 1 mandambolambo |
| Fototeny | 2 lambolambo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mandama: Mandambolambo ny ampiantany amin' ny hazofisaka
9 Manafosafo amin' ny tanana: Isaky ny mihetsika izao, mandambolambo ny volombavany Rangahy io 10 Manambitamby: Fantatro ny hevitrao ianao mandambolambo ahy io [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to smooth, to polish; to caress
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 lisser, polir; caresser avec la main
[1.8] |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|