Teny iditra mandavenona (lavenona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tonga lavenona
Enti-milaza ny andro manjavona raha ilay toy ny lavenona aparitaky ny rivotra iny ny zavona; merika
Enti-milaza ny kitay manjary lavenona fa tsy mirehitra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandavenona
Ny lasa : nandavenona
Ny hoavy : handavenona

Teny iditra mandavenona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bezanozano] (même étymologie que le précédent). Dichapetalum leucosia (Sprengel) Engl. (Dichapetalaceae). Nom signalé par Desc., Flore de Madagascar, Dichapetalaceae, 1961, p. 14. Arbuste sarmenteux des sous-bois. Il fournit beaucoup de feuilles qui pourrissent et forment en abondance de l'humus forestier. Voir aussi vahindavenona. [1.196]
Anarana siantifika Dichapetalum leucosia
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05