|
|
|
|

Teny iditra 1  mandavo
Fototeny  2 lavo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manjera, mamotraka, manongana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to throw down, to strike down [1.2]
10 to cast down, to cause to fall [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 faire tomber; abattre [1.8]
Ohatra  12  mandavo sorera ny lainga. [2.69#]
13  Raha mandavo ahitra ihany no anaovana ireo. [2.245#]
14  Ny mitevy aloha dia ny mikapa, manjera, mandavo hazo. [2.643#]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mandavo
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mandavo, 17 mandovà, mandova

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19