| Teny iditra | 1 mandazo |
| Fototeny | 2 lazo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manamaina, manamatroka
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to fade; to cause to wither
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 faner, flétrir
[1.8] |
| Ohatra |
11 Ny mpandoro arina sy ny mpandazo volotsangana dia tsy mahazo mandoro na mandazo any an-ala, fa eny an-kay no manao
[1.123#]
|
| Fivaditsoratra | mandazo, 12 mandoza, mandozà |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/17 |
|