|
|
|
|

Teny iditra 1  mandeha
Fototeny  2 leha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamindra toerana ny vatan-tena amin' ny famindrafindrana ny tongotra: Tsy mbola afaka mandeha ny marary. / Efa miana-mandeha ny zafikeliko
9 Mizotra: Nandeha tamin' ny arabe izy fa tsy nihazo ny lalan-kely akory
10 Miala, miainga: Tongava maraindraina fa amin' ny fito aho no handeha
11 Mandalo: Nandeha tany antsena aho aninaraina
12 Mihelina, miserana: Mandeha haingana ny andro rehefa ririnina
13 Mihetsika ara-dalàna ny milina ao aminy: Mandeha ve iny famantaranandronao iny?
14 Mandroso: Mandeha ve izao varotrao ? [1.1]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 26 misy ny teny hoe mandeha
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 Hemdana, mandeha

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21