|
|
|
|

Teny iditra1  mandelaka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] milelaka: Mba mandelaka amin'itoy botsako itoy moa rika fa save raha soa (Mba milelafa amin'ity vovon-katsaka ity moa ialahy fa hay zavatra tsara)

Fivaditsoratra  4  mandalake, mandelaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21