|
|
|
|

Teny iditra 1  mandena
Fototeny  2 lena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manisy rano, manamando [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to wet, to moisten [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 mouiller, humecter [1.8]
Ohatra  11  Fantany fa ory dia ory ny endrik' io olona io ary misy ranomaso manorika mangina mandena ny takolany. [2.5#]
12  tsy mba manan-tao-maharatsy, na tapak' andro akory aza, ary tsy mba mandena maina andro, fa raha tsy efa lefy ny andro, tsy mba mivoaka; [2.857#]

Fivaditsoratra  13 mandane, mandena, 14 manenda, manendà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19