|
|
|
|

Teny iditra 1  mandetsy
Fototeny  2 letsy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampietry: Esory any itý farafara be itý fa mety handetsy ny rihana
9 Mampihena ny vidin' entana nataon' ny tena tamin' ny voalohany: Tsy afaka handetsy ny vidin' itý fanaka itý mihoatra an' izay aho, tompoko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to depress, to press down [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 presser, déprimer [1.8]
Ohatra  12  mety mandatsa-bidy na mandetsy, izany hoe mampihena ny vidin' ny entany; [2.436#]

Fivaditsoratra  mandetsy, 13 manditse

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20