|
|
|
|

Teny iditra 1  mandevina
Fototeny  2 levina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manitrika, manafina, manototra ao anaty tany: Avy nandevina an-drainy izy
9 Mandentika zavatra anaty tany, ka tapany sy ilany ihany: Mandevina andry. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to bury [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 ensevelir, enterrer [1.8]
Ohatra  12  ary izay maty iaraha-mandevina. [1.370#62]
13  Tsy manary irery, satria tonga, manotrona, mandevina. [2.472#]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny hoe mandevina
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21