|
|
|
|

Teny iditra 1  mandify
Fototeny  2 dify
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manisy dify na mamoritra ny loha lamba na tsihy...: Mahay mandify harona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to plait mats, baskets, or hats in the above manner
10 fig.: used of an affair of business concluded, or a law ratified (Prov.) [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20