Teny iditra mandiny (diñy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara, Bezanozano, Sihanaka, Taisaka, Tambahoaka, Tanosy] [ mandiñy ] Miandry [1.78]
 Miandry, manantena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To wait patiently for (Prov.) [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandiny
Ny lasa : nandiny
Ny hoavy : handiny
Filaza mandidy : mandinasa

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20