Teny iditra manditsaka (ditsaka)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mivalan-drano: Manditsaka am-pandriana io zaza io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To drench, to soak [1.2]
  [Provincial] Soaked, drenched [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manditsaka, manditsa-
Ny lasa : nanditsaka, nanditsa-
Ny hoavy : handitsaka, handitsa-
Filaza mandidy : manditsaha
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08