|
|
|
|

Teny iditra 1  mandohalika
Fototeny  2 lohalika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampijoro ny tena eo ambonin' ny ampelan-dohalika, ny ranjo amin' izany miforitra ka mitsotra any aoriana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to kneel [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 s'agenouiller [1.8]
Ohatra  11  Isaky ny nanolotra ny anjara asa vitany ny tsirairay, dia nitety ilay roa metatra vitany, tsy mitsangana fa mandohalika ao anaty rano. [2.472#188]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 mandakolahy, mandohalika, 14 mandokalahy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21