|
|
|
|

Teny iditra 1  mandokoroka
Fototeny  2 dokoroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manjoretra, manjonitra, manjokaiky mba hangorahan' ny olona ny tena: Mandokoroka ao alatrano ao ny zanakao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 Persister, flagorner, importuner, être mélancolique. [1.3#112]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20