|
|
|
|

Teny iditra 1  mandrafitra
Fototeny  2 rafitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manamboatra zavatra amin' ny hazo izay vankonina, ampiadina...; miasa hazo...: Tsy mbola mahay mandrafitra izy
9 Manorina: Rakoto no nandrafitra ilay tetezana atsy atsimo atsy
10 Manao, mamorona: Mahay mandrafitra lakana tsara ianao izany
11 Mandahatra, mampiady: Mahay mandrafitra vato voapaika aoka izany izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to do carpenter's, mason's, or bricklayer's work. Mostly used of carpenter's work. [1.2]
13 to construct; to do carpenter work [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 construire, ajuster le bois [1.8]
Ohatra  15  Io fitotonganana io dia ho hita manerana ny singa mandrafitra azy rehetra. [1.384#]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mandrafitra
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mandrafitra, 18 mandrifatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21